Critix (@critix) header
Critix (@critix) profile picture

rien à signaler

Joined December 2008
Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)Photo by Critix (@critix)
hifoha ihany i Andriatompokoindrindra ny farany...
20
Nentin'ny sinoa eny an-danitra ny karana.
China has launched its Shenzhou-24 space mission on Wednesday to bring three astronauts to its Tiangong space station, including a Pakistani man. Read more: bbc.in/4A8HgmU
42
Miresaka ilay tremblement de terre omaly hariva ny olona, izaho tsy naheno na inona na inona. Tana angamba tsy naheno?
54
égalité 9 - 9
Finale Championnat du monde de Pétanque, mbola mitarika 9 no 5 ry zareo frantsay amin'izao
1
1
243
mahay iny tireur gasy iny 👏👏👏
1
15
Madagascar Champion du monde de Pétanque 2026 Bravo
2
196
Finale Championnat du monde de Pétanque, mbola mitarika 9 no 5 ry zareo frantsay amin'izao
1
1
303
Mody innocent be sy mahafinaritra ilay d.a. an'i Disney farany ilay Hexed fa tena ny ao ambadika iny mampanaonao foana ny olona (tsy hoe ny ankizy fotsiny)
81
Il est fort le gars aux blousons cuir ✊
25
Mon électricien fait relativement bien son installation mais pas autant. Bravo à ce gars.
W każdym zawodzie możesz być artystą. Panowie, miłego oglądania😎😊
41
Morondavava: iza indray iny namorona tsaho nanakorotana saim-bahoaka tsy hatory iny? 👻 Mba aza mora andairan-tsaho re olona ô
1
1
102
7h26 maraina no tapaka ny rano omaly, asa tamin'ny firy no niverina. Ho hita eo indray rehefa avy eo fa dia fenoina izay afaka fenoina, diovina izay afaka diovina. #alahadyFitsaharana
Avy natsaka nameno rano. Amin'ny 2 maraina izao, avy eo nefa mbola hifoha handeha hiasa. Tsy azon'ny tompon'andraikitra an-tsaina ny hery lany sy ny "baisse de productivité" aterak'izany
1
55
Tsara fa misoko mangina ity 303 Sokola ity. On termine facilement la bouteille si on n'y fait attention
1
55
aza variana amin'ny téléréalité fa ny fiainana andavanandro mila fihatsarana sy fanatsarana jerena #Madagasikara
47
Replying to @orange_mg
@orange_mg @orangeactu fa maninona moa izany no eo anoloan'ny va ahadin'olona no sady fidirana sy fivoahan'ny fiara no nolavahanareo ho asiana zavatra mibahana tsy misy resaka? Raha mba atao an'izany koa ny vavahadinareo? Sao mba tsy mety? #FJKM #Amparibe
1
2
57
Hay Camusat koa tafiditra ao anatin'ity resaka ity? Dia iza tsara ilay madama tokony ho négociatrice tokony hiresaka amin'ny riverains?
16
Le MBA combiné de Sorbone et de Dauphine par TNS Analysis de l'île Maurice reste relativement cher pour🇲🇬 Avant, avec les 9 voyages au moins, les hébergements et les frais de scolarité, ça coûtait au moins 60millions Ar dans le temps, maintenant ça doit être plus avec la hausse
1
2
285
Misy voambolana tsy zakan'ny sofin'ny eto anivon-tany nefa dia teny malagasy ampiasaina. Ohatra: "impiry ianareo no niaraka?" tsy hoe nandeha restau, na nijery cinema io fa ny tena tiana ahatongavana dia ny hoe "impiry ianareo no nil*l*" 🤷‍♂️ (za koa aza tsy mahasoratra azy)
1
85
Azon'ny olona indray izao iny piàà! Piàa! Piaa! Iny an 😂 Ndao isika sy ianao hipiapiapia! 😁
34
Mba niverina aloha ilay rano androany. Am 10 any ireto feno angamba dia mba hatory aloha.
Avy natsaka nameno rano. Amin'ny 2 maraina izao, avy eo nefa mbola hifoha handeha hiasa. Tsy azon'ny tompon'andraikitra an-tsaina ny hery lany sy ny "baisse de productivité" aterak'izany
39